Accueil

image image

Un immeuble au coeur de la ville, dans un quartier calme résidentiel, sécurisé à 5 minutes à pied d'Antaninarenina ; véritable centre historique des affaires où se côtoient grands hôtels, restaurants, lounge bars, sièges des grandes banques et de nombreux commerces, bijouteries haut de gamme. Le collège St Michel est une autre facilité à deux pas. CREATIS vous propose 18 appartements luxueux du Type1 au Type4 duplex avec de très belles terrasses et une vue panoramique imprenable sur la ville.

Le quartier d'Antaninarenina/Ambatonakanga

En achetant nos appartements, vous faites un placement sûr qui se valorisera de manière importante chaque année, compte tenu de sa situation privilégiée au centre vital de la capitale. Cela peut être aussi un investissement locatif de premier choix. Possibilité d'une gestion individualisée de votre bien immobilier avec un syndic de copropriété.

Soucieux de vous offrir un service de qualité, nous souhaitons développer cette opération Les Floralies avec mesure, en respectant les procès de la vente sur plan notariée ; soit une transaction sécurisée, et une négociation professionnelle à taux réduit, assurée par nos soins. Dans tous les cas, nous resterons conformes à nos habitudes de gestion rigoureuse, en gardant à tout moment la maîtrise de l'opération, des intervenants et des budgets.











Une réalisation CREATIS Promotion, promoteurs professionnels en Europe. Ayant de nombreux programmes à leur actif. Lire plus

image image

Ianao kosa sy ny tranobe ipetranao dia eo ampovoan-tanàna hatrany, amin’ny toerana milamina sy tsara antoka, 5 minitra an-tongotra avy eo Antaninarenina ; izay foibe manan-tantara hatramin’ny ela amin’ny fandraharahana no misy ny hotely lehibe, tranobe fihinanana sy fisotroana mihaja, toerana fanaovan-danonana, foiben’ny banky lehibe sy ny varotra samihafa, ny fivarotana firavaka avo lenta. Ny kolejy Md Misely koa eo an-daniny dia tsy lavitra ny misy anao CREATIS dia mivarotra aminao toeram-ponenana 18 mihaja be manomboka amin’ny sokajy 1 ka hatramin’ny sokajy faha-4 duplex manana lavarangana tsara tarehy sy mahatazana ny tanàna manodidina rehetra.

Ny faritra Antaninarenina / Ambatonakanga

Raha mividy trano ato aminay ianao dia manao petra-bola azo antoka mitombo isan-taona noho ny hatsaran’ny toerana misy azy manokana eo ampovoan’ny renivohitra. Azo atao koa izany ho fidiram-bola raha ampanofana ny toeram-ponenana novidiana izay tena tsara toerana no mety ho lafo hofany. Azonao atao ny fanaovana fitantanana mitokana ny fanananao miaraka amin’ny sundic de copropriété (manam-pahaizana manokana momba ny fitantanana toeram-ponenana iombonana).

Maha sarotiny anay ny fikarakarana mahomby sy avo lenta amin’ny zavatra atao, ka mahatonga anay hanabe voa an’ity laha asa “Les Floralies” ity ampiheverana sy mitady ny fomba mahomby sy ara-dalàna rehetra amin’ny varotra ifanaovana manaraka plan sy miaraka amin’ny notaire; izany hoe fifanarahana azo antoka, miaraka amin’ny saranga ambany indrindra. Izahay dia mikendry hatrany ny fanaovan-draharaha mahazatra sy fanaraha-maso akaiky isaky ny mandeha ny zava-drehetra, ny olona iaraha-miasa ary indrindra ny fitatanam-bola.



Izany dia vokatry ny CREATIS Promotion izay mpandraharaha fanta-daza any Eoropa no manana fandaharana asa fanorenan-trano maro. Lire plus

image image

A building in the middle of the city, in a calm and secured residential district, only 5 minutes walk from Antaninarenina; true historical business centre where large hotels, restaurants, lounge bars, seats of the large banks and many trade, top-of-the-range jewelleries meet. The St Michel College is another nearby facility. CREATIS offers 18 luxurious apartments from Type1 to Type 4 duplex with beautiful terraces and an awesome panoramic sight on the city.

The Antaninarenina/Ambatonakanga district

When buying our apartments, you are making an investment which will grow consequently each year, taking into account its privileged location in the vital organs of the capital. This can be also a rental investment of first choice. There is also the possibility of personalized management of your real estate with a syndic of joint ownership.

Concerned to offer a high quality service, we wish to develop the “Les Floralies” operation cautiously, by respecting all the legal aspects and procedures of a real estate sale. We will ensure that all transactions are secured and negotiations are carried out professionally at a reduced rate. In all circumstances, we will conform to our rigorous management practices, by constantly keeping under control all operations, associates and budgets.












A project by CREATIS Promotion, professional promoters in Europe with many projects successfully completed. Read more